|
|
|
|

Entry1  misendaka
Root  2 sendaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Miendaka, miala, midifika: Misendaka ho azy ity hodi-kazo ity.
5 Miolonolona, miendaka: Tsy tsara ny misendaka amin' ny be sy ny maro.
6 Misintona, miala: Raha vao avy niteny ny rainy dia lasa nisendaka izy. [1.1]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Updated on 2025/09/12