|
|
|
|

Entry (1/2)1  mihalangalana
Root  2 halangalana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mihatakataka, tsy miaraka amin' ny maro, mianona ho azy erý: Tsy mety ny mihalangalana raha misy voina mahazo ny sasany. [1.1]
Explanations in English  5 to separate one's self, to sever. [1.2]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
All compound words  10 vady mihalangalana

Entry (2/2)11  mihalangalàna
Root  12 halangalana
Part of speech  13  imperative of active verb mihalangalana [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  14 mihalangalana, mihalangalàna

Updated on 2025/11/13