|
|
|
|

Entry1  mikipaka
Root  2 kipaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Miala miendaka: Nikipaka ny lamba maintin' ny haizina raha vao niposaka ny masoandro
5 Mihataka, miala, lasa: Tsy faly ireo mpiasa ha nikipaka daholo [1.1]
Explanations in French  6 Se détacher, s’écailler, s’éloigner: Mikipaka ny faladian-kiraroko
7 (Les semelles de mes souliers se détachent) ~
8 Nahasosotra azy ireo izany teny izany ka nikipaka daholo izy (Ces paroles les mécontentèrent et ils s’en allèrent tous)
[1.3#333]
Examples  9  Izany ry zareo eny Antanetibe izany manao dinasa ka mikipaka ny tampon-tanety, fa ny antsika izany toa malahelo. [1.437#]
10  Dia niantandrok' omby ny tovolahy, ary ny omby izay tehafin-dRaivato, dia mikipaka ny hodiny, ka faingam-pandeha ery ny omby sy mitatatata eran' ny tanim-bary. [2.69#]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Anagrams  16 mikipaka, 17 mpikaika, 18 mpikiaka

Updated on 2025/11/13