| Entry | 1 mikatroka |
| Root | 2 katroka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mipoka, mandona, mifandona amin' ny...: Nihatroka tamin' ny tamboho ny lohan' ilay mpitaingina bisikilety
5 Miady, mihaona: Nikatroka tamin' ny Asabotsy ny mpanao baolina roa tonta 6 Manao, miasa, mianatra tsara am-pilofosana, am-piezahana fatratra: Nikatroka marina tamin' ny fianarana io zazalahy io ka tsy mahagaga raha afa-panadinana [1.1] |
| Explanations in English |
7 to bump or bang against; to make a serious effort
[1.7] |
| Explanations in French |
8 choquer, heurter; faire avec zèle
[1.8] |
| Morphology |
|
| All compound words | 13 mikatroka rarangy |
| Anagrams | 14 makatroky, 15 mikatroka |
| Updated on 2025/11/13 |
|