| Entry | 1 miadia |
| Root | 2 ady |
| Part of speech | 3 imperative of active verb miady [Full list] |
| Explanations in French |
[1.3#3] |
| Examples |
4 Anjaran' ny vehivavy : miadia tany, alaovy amin' ny harona, entonareo ao.
[2.606#]
5 Dia ny teny indray Radama ka nanao hoe " Izany hiany no teniko, miadia fa samy lehilahy," Dia lasa Rainivoninahitriniony, ka nirehitra mafy dia mafy ny fahatezerany. [2.59#] |
| Updated on 2025/09/12 |
|