Entry saikatra
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Very hevitra, toa misalasala: Saikatra izy, tsy hitany izay hatao, [Rajemisa 1985]
English definition   hesitant, undecided [Hallanger 1973]
French definition   qui hésite; [Hallanger 1974]
Examples   "Saikatra aho ny hilaza izao zavatra izao", hoy, hono, izy [Andraina: Mitaraina]
Derivations  
Synonyms   saikatsaikatra

Entry saikatra
Part of speech   adjective
Malagasy definition   [Tambahoaka] vositra, voavositra: omby saikatra [Rakotosaona 1972]
   Enti-milaza ny omby vositra
¶ Sarindahy [Rajemisa 1985]

Updated on 2012/06/12