|
|
|
|

Entry1  may volon-kelika
Elementary words  2  may, 3  volo, 4  helika
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6  enti-milaza fahamaizana izaitsizy noho ny raharaha maro dia maro na maika dia maika [1.1]
Synonyms  7  may volon' orona, may volon-tratra

Updated on 2025/09/12