|
|
|
|

Entry1  maro foana toa tanam-poza
Elementary words  2 maro, 3 foana, 4 toa, 5 tanana, 6 foza
Part of speech  7  locution
Explanations in Malagasy  8 enti-milaza olona maro izay tsy mahavita inona akory raha misy raharaha atao fa toa manelingelina indray aza izy ireo amin' ny hamaroany [1.1]

Updated on 2025/09/12