|
|
|
|

Entry (1/2) 1  manomboka
Root  2 tomboka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Manao ny fiandohany: Tamin' ny valo aho no nanomboka ny entimodiko
5 Manao voalohany: Iza no nanomboka ady taminareo roa lahy
6 Miandoha, tonga ny fiandohany: Manomboka sahady lahy ny fahavaratra [1.1]
Examples  7  manomboka izao ankehitriny izao ialahy, izao dia izao, dia any alatrano ialahy no matory. [2.470#158]
8  Amin' ny fito no manomboka ny asa, dia mijanona amin' ny iray. [2.472#172]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Analogs  13  mamaky lay, 14  mamaky tantana mamaky sarona, 15  mamari-body, 16  manandrana, 17  manantatra, 18  Manao satrany, 19  manintsana avido, 20  miala faditra ahitra, 21  miala kopakopaka, 22  misantatra, 23  misava ranon' ando, 24  mitarika, 25  mitokana, 26  tonga dia vavany

Entry (2/2) 27  manomboka
Root  28 tomboka
Part of speech  29  active verb
Explanations in Malagasy  30 Manisy marika amin' ny vy mahamay, mitetika: Misy olona manomboka ny tarehiny any Afrika [1.1]
Morphology 
31  Present :
32  Past :
33  Future :
34  Imperative :

Anagrams  35 mambokona, 36 mambonoka, 37 mañakombo, manomboka

Updated on 2026/04/22