Entry manandrana (andrana)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mitsapa mialoha: Andeha hanandrana ilay angadinomby vao novidikoaho rahampitso
¶ Mihinana kely amin-javatra iray hahalalana ny tsirony: Manandrama amin' ity paiso itý ianao fa hankasitraka aoka izany [Rajemisa 1985]
English definition to taste, to try, to prove, to commence. [Richardson 1885]
French definition essayer, goûter [Abinal 1888]
Morphology 
manandrana
nanandrana
hanandrana
manandrama
Quotes 

2012/02/29