|
|
|
|

Entry 1  manitra
Root  2 hanitra
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 Manana fofona tsara: Manitra ny vonin' ny telomiova [1.1]
Explanations in English  5 fragrant [1.7]
Explanations in French  6 parfumé [1.8]
7 [Merina] (de hanitra : parfum). « Nom d'une plante médicinale » d'après Grandidier. C'est en réalité un nom qu'on donne en général aux plantes odoriférantes, parfumées. [1.196]
Examples  8  Ny hoavy voafafy raozy sy voninkazo manitra no toa diaviny [2.470]
9  Raha tsy akoho mifahy tsy mitovy aminy, ary ny fofony manitra aoka izany. [2.471]
10  Sady mamy izy no manitra ery amin' izay rahefa masaka. [2.472]
Derivatives 
Nouns :
Vocabulary  13  Botany
Analogs  14  andriamanitra, 15  andriamanitra, 16  maka volon' orona, 17  mamafana, 18  mamerovero, 19  mandraraka, 20  manetonetona, 21  mani-pofona, 22  midofaka
Combinations  23  15 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word manitra
Proverbs  24  Proverbs containing that word

Anagrams  manitra, 25 miantra, miantrà

Updated on 2026/04/26