|
|
|
|

Entry1 mani-pofona
Elementary words  2manitra, 3fofona
Part of speech  4 locution
Examples  5 Ary Arona handoro ditin-kazo mani-pofona eo; [2.996]
6 Na dia maitaingina posy sy tarihin' olona aza izy ireo ankehitriny, dia tsy noho ny hasambarana eo anivon' ny fahasalamana, tsy noho ny nofinofin' ny hiavy voafafy voninkazo mani-pofona, fa tsy fidiny tsy azo anoharana. [2.470]

Updated on 2025/09/10