|
|
|
|

Entry1  mamerovero
Root  2 verovero
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 mandrara-pofona manitra: Voninkazo mamerovero
5 malaza [1.1]
Explanations in French  6 être odoriférant [1.3#829, 1.196]
7 , répandre une bonne odeur: Mamerovero ireo vonindraozy ireo (Ces roses répandent d’agréables parfums)
8 figuré: être célèbre [1.3#829]
9 répandre une odeur agréable
10 Figuré: être célèbre, respecté [1.196]
Examples  11  Raha jejo loha ny any, Izahay kely ihany fa mamerovero. [1.299#]
12  Mbola henoko mamerovero eny anaty habakabak'i Menabe ny ampahan' ny fofonain' ilay mpanjakako. [2.528#]
13  Ny rambiazina no mamerovero an-tanety, ny tongolo no manitra voasary, ary ny tsaika no manitra an-ala. [2.69#]
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02