Entry rindrina
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fefy biriky na vato atao vatan'ny trano: Manao trano ry Rakoto, ka efa mitsangana ny rindrina. /Feno sary ny rindrin-dry zareo ato avaratra
¶ Fanakatonana varavarana: Tsy tsara rindrina ny varavarankely ka idiran'ny rivotra
¶ Enti-milaza koa ny tsy fivohana [Rajemisa 1985]
English definition   the wall of a house [Hallanger 1973]
French definition   mur d'une maison, clôture [Hallanger 1974]
Derivations  
Compound words, titles, names  
Quotes  

2009/02/23