|
|
|
|

Entry1  mandrebireby
Root  2 rebireby
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mitarika ny resaka hivily lalana: Rangahy iny koa mandrebireby.
5 Manadala, manolikoly, mamitaka amin' ny hevitra manodoka: Nandrebireby ny zanako iny zazalahy iny ka lazao amin' ny ray aman-dreniny. [1.1]
Examples  6  Voalaza ao fa ny ratsy fanahy izay ambinina dia ho tahaka ny menarana izay mandrebireby ny fahendrena. [1.38]
7  Aza mandrebireby ahy amin' ny "fanambadiana marina" firesakareo tovolahy amin' ny tovovavy marivo salosana [2.471]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Analogs  12  mahaveryrariny, 13  mamazivazy, 14  mamendrivendry, 15  mameryandro, 16  mamerydia, 17  mampanaryandro, 18  mampitotototo, 19  manadala, 20  mananihany, 21  manaosangymihoatranyloha, 22  manarydianyrariny, 23  mandraikiraiky, 24  mandraviravy, 25  manorisory, 26  mihomehyolona, 27  milalaoolona, 28  misangisangy, 29  mivarotrasakabeloha
Proverbs  30  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02