|
|
|
|

Entry1  manorisory
Root  2 sorisory
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mahasosotra, mahadikidiky: Manorisory mihitsy izany tabataba ataon' ny ankizy izany
5 Manao izay hahasosotra ny hafa: Atsaharo io fanaonao io fa manorisory ny mpampianatra
6 Mampahory, mampijaly: Tandremo ny manorisory ny zandrin' ialahy a! [1.1]
Explanations in English  7 to vex, to chagrin [1.7]
Explanations in French  8 vexer, agacer [1.8]
Examples  9  Miara-homehy sy ory aminao izy, nefa azo tsapaintànana koa fa manorisory azy ny hiditra lalindalina amin' izay resahina aminy. [2.5]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Updated on 2025/11/17