|
|
|
|

Entry1  manasa tanana amin' izay aho
Elementary words  2 manasa, 3 tanana, 4 amy, 5 izay, 6 aho
Part of speech  7  locution
Explanations in Malagasy  8 tsy mandray anjara amin' izany aho ka miala amin' izay mety ho vokany [1.1]

Updated on 2025/09/12