Entry manasa (sasa)
Part of speech active verb
Malagasy definition manala loto amin'ny rano: lasa nanasa lamba erỳ amorona i zoky.
Mitovy hevitra: mamotsy ~ manadio ~ manakobana ~ manala loto ~ manala pentina ~ manala tseroka ~ manontsana ~ manorana ~ manoza ~ mifantsana [Rajemisa 1985]
English definition to wash [Hallanger 1973]
French definition laver [Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995]
 faire le linge [Hallanger 1974]
Italian definition lavare: Manasa lamba ny reniko (Mia madre lava la biancheria)
¶ affilare: Hanasa ny antsiko aho (Io affilero il mio coltello)
¶ sviluppare: Manasa sary ny mpakatsary (Il fotografo sviluppa le fotographie) [Profita 1969]
Morphology 
manasa
nanasa
hanasa
manasà
Quotes 

Entry manasà (sasa)
Part of speech imperative of active verb manasa [full list]

Entry manasa (asa)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mandranitra, mandrangitra, mampifilofilo: Ndeha manasa ity antsy ity ianao, ry Koto, fa dombo velona izy izany [Rajemisa 1985]
French definition aiguiser, affiler, râper [Abinal 1888]
Compound words, titles, names 

Entry manasà (asa)
Part of speech imperative of active verb manasa [full list]

Entry manasa (asa)
Part of speech active verb
Malagasy definition Miantso hanatrika lanonana na hisakafo, miangavy ho tonga maneho fihavanana na fifanajana: Nanasa antsika ry zareo ato avaratra amin' ny mariazin-janany [Rajemisa 1985]

Entry mañasa
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Tanosy] manohana; manafina [Rakotosaona 1972]

Entry mañasa
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Taisaka] miantso [Rakotosaona 1972]

Entry manasa
Part of speech noun
Malagasy definition  [Bezanozano, Taisaka, Tambahoaka, Tanala, Tanosy] mananasy [Rakotosaona 1972]
  [Bara] (mañasa) mananasy [Rakotosaona 1972]
Vocabulary 

2015/09/19