Entry manarana (arana)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Tanala] mampiliba, mampanao ny danin'ny kibo: K'aza aranana amin'ny ôlane ñy jaja (aza arahina amin'ny hadalany ny ankizy) [Rakotosaona 1972]
   Manao izay tiana, manao fiainana tsy fehezin' ny hafa fa ny sitrapony ihany: Manarana erỳ amin' ny zava-pisotro Rakoto
¶ Mamela ny hafa hanao ny sitrapony;malemy na mora loatra; rainazy: Ny fanjakana tsy anaranako havana, hoy Andrianampoinimerina.
Mitovy hevitra: malemy loatra ~ mampihanta ~ moramorainy ~ rainazy ~ tsy mahavely vava am-boa [Rajemisa 1985]
English definition   to indulge another in anything, to gratify, to satiate, to tolerate faults or failings, to be remiss in correcting. [Richardson 1885]
   to indulge another in something [Hallanger 1973]
French definition   être indulgent et gâter quelqu'un [Hallanger 1974]
Morphology  
manarana
nanarana
hanarana
manaràna
Analogy   manaram-batana ~ manaram-po ~ manaran-daina ~ manarana aina ~ manaran-jaza

Entry manaràna (arana)
Part of speech   imperative of active verb manarana [list]
Malagasy definition   [Rajemisa 1985]
French definition   [Abinal 1888]

Entry mañarana
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Tambahoaka] mandrotsirotsy [Rakotosaona 1972]

Entry manarana
Part of speech   noun
Malagasy definition   Anaram-borona [Rajemisa 1985]
   Halieus africanus [Randzavola: Baiboly]
English definition   [Provincial] a water-bird [Richardson 1885]
Vocabulary  
Scientific name   Halieus africanus
Articles  

Entry manarana
Part of speech   noun
Malagasy definition   tsirin' ny rofia izay anaovana satroka [Rajemisa 1985]
Vocabulary  

Updated on 2017/06/29