Entry liana
Part of speech adjective
Malagasy definition Maniry mafy (ta handre na hahita na hihinana...); dodona handre, may ta handre vaovao: Liana ny hahita an-drainy i Naivo ~ Efa liana erỳ izahay, ry nenibe, fa atombohy ny angano [Rajemisa 1985]
English definition strongly desiring something; impatient [Hallanger 1973]
French definition avide, impatient [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Derivations 
Compound words, titles, names 
Quotes 

2013/03/06