| Entry | 1 manao rano dikain' ny zinga | 
| Elementary words | 2 manao, 3 rano, 4 dikaina, 5 zinga | 
| Part of speech | 6 locution | 
| Explanations in Malagasy | 7   tsy manaja ny ambaratongam-pahefana fa mandingana [1.1] | 
| Explanations in English | 8   not getting or taking what one is entitled to [1.2] | 
| Updated on 2025/09/12 |   |