| Entry | 1 zinga |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fanovozan-drano any am-pantsakana na ao antsinibe: Tovozy amin' ny zinga ny rano
4 Fisotroan-drano: Zatra amin' ny an-tohojinga ka tsy velona amin' ny an-kararàna 5 Vata famarana taloha mitovy fatra amin' ny 1 litatra amin' ny famarana ankehitriny. [1.1] |
| Explanations in English |
6 a dipper for water with a long handle
[1.7] |
| Explanations in French |
7 calebasse à longue manche qui sert à puiser l'eau; épuisette
[1.8] 8 Calebasse servant à puiser l'eau ; on l'emmanche souvent à cette fin. On précise souvent zinga-voatavo pour distinguer des ustensiles de fer blanc utilisés aux mêmes fins. [1.196] |
| Examples |
9 Nisantaran-dRamatoa nentina nantsaka ny zinga lava taho mamirapiratra.
[2.470#13]
10 Natao anaty zinga vifotsy ny rano-mangahazo, iny no nifandimbiasan' ny rehetra nisotroana. [2.472#15] 11 Ny zinga vola sy ny zinga vifotsy; [2.48#37] |
| Derivatives |
|
| Combinations | 23 4 expressions, toponymes, etc... with that word |
| Proverbs | 24 Proverbs containing that word |
| Updated on 2026/03/07 |
|