| Entry | 1 manao fotoam-borizano |
| Elementary words | 2 manao, 3 fotoana, 4 borizano |
| Part of speech | 5 locution |
| Explanations in Malagasy |
6 tsy mamonjy ny fotoana marina nifanaovana; mandiso fotoana; tratra aoriana.
[1.10] [manao fotoam-borozano] 7 tsy tonga amin' ny fotoana marina fa amin' izay fotoana tiana hahatongavana. [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|