Entry mampifilafila (filafila)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mampitamby; manaiky hanome na hanao dia mandà, manaiky indray dia mandà: Aza mampifilafila tahaka izao ianao, fa rehefatsy hanome dia milazà tsotra [Rajemisa 1985]
French definition promettre et se dédire [Rajaonarimanana 1995]
Morphology 
mampifilafila
nampifilafila
hampifilafila
mampifilafilà
Synonyms mamilafila ~ mampilafila

Entry mampifilafilà (filafila)
Part of speech imperative of active verb mampifilafila [list]

2014/10/09