|
|
|
|

Entry1  mamilafila
Part of speech  2  active verb
Root  3  filafila
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mampitamby; manaiky hanome na hanao dia mandà, manaiky indray dia mandà: Aza mamilafila tahaka izao ianao, fa rehefa tsy hanome dia milazà tsotra
Explanations in French  5  [1.3, 1.5] promettre et se dédire
6  [1.3] tenir le bec dans l'eau
Examples  7  [2.131] nahoana no miseho kely dia lasa
ka mamilafila ny tia?

Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
Synonyms  11  mampifilafila, mampilafila
Proverbs  12  Proverbs containing the word mamilafila

Anagrams  13 mamalifaly, 14 mamilafila

Updated on 2025/09/12