| Entry (1/2) | 1 mampilafila |
| Root | 2 filafila |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mampitamby; manaiky hanome na hanao dia mandà, manaiky indray dia mandà: Aza mampilafila tahaka izao ianao, fa rehefa tsy hanome dia milazà tsotra
[1.1] |
| Explanations in English |
5 to give away a thing and then to retain it, to agree to a thing and to refuse immediately.
[1.2] |
| Explanations in French |
6 tenir le bec dans l'eau, promettre et se dédire
[1.3] |
| Morphology |
|
| Synonyms | 11 mamilafila, mampifilafila |
| Entry (2/2) | 12 mampilafilà |
| Root | 13 filafila |
| Part of speech | 14 imperative of active verb mampilafila [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Anagrams | 15 mampilafila, mampilafilà, 16 mpamalifaly, 17 mpamilafila |
| Updated on 2025/11/17 |
|