| Entry | 1 mahidy |
| Root | 2 hidy |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 kahidy, mahihitra: Mpañarivo mahidy ka mihary ho an'ny mpañary (mpanankarena mahihitra ka mihary ho an'ny mpandevina)
[Tanala]
[1.78] 5 Mitsitsy tafahoatra; mahihitra [1.1] |
| Explanations in French |
6 avare, parcimonieux
[1.3] |
| Examples |
7 mahidy vava ny mpimasa sy mpisikidy ary mpanandro, angamba tsy hainy novaliana koa ny fanontanianay
[2.245]
|
| Analogs | 8 kafiry, 9 kahidy, 10 kahihitra, 11 katity, 12 kelyhiratra, 13 kelyhoho, 14 kelytanana, 15 mafyfonosana, 16 mafirana, 17 mahihitra, 18 makikitra, 19 mamakyakotry, 20 mandidysofinamalona, 21 manjaitraatody, 22 matsitsy, 23 mihirimbelona, 24 tiatiakely |
| Anagrams | 25 mahidy, 26 mihady |
| Updated on 2025/10/31 |
|