Entry kahihitra (hihitra)
Part of speech noun
Malagasy definition Mitovy amin' ny mahihitra, saingy misy hevitra fanesoana na fanaratsiana kely misisika
Mitovy hevitra: kafiry ~ kahidy ~ katity ~ kely hiratra ~ kely hoho ~ kely tanana ~ kongona ~ mafy fonosana ~ mafy tanana ~ mahidy ~ mahihitra ~ mamaky akotry ~ manjaitra atody ~ matsitsy ~ mihirim-belona [Rajemisa 1985]
English definition a confirmed penurious person [Richardson 1885]
 stingy, avaricious [Hallanger 1973]
French definition ladre, sordide d'avarice [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 lésineux [Abinal 1888]
 avare [Hallanger 1974]
Examples 
1Voalazan' ny mpitantara tranainy sasany fa kahihitra, masiaka, mpamitaka, mpandainga izy ireny; [Randzavola: Baiboly, page 32]
2Tsy afa-pon'izay anjara tokana ny mason'ny kahihitra, ary mainan'ny fitsiriritana mandoza ny fanahy. [Baiboly: 28:014:009/Eklesiastika 14:9..]
Synonyms mahihitra
Quotes 

2013/11/22