|
|
|
|

Entry1  tiatia kely
Elementary words  2 tiatia, 3 kely
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 kahihitra sy fetsifetsy ka na zavatra tsy dia inona akory aza dia tetehiny ho azy. [1.1]
Synonyms  6 tia kely

Updated on 2025/09/12