| Entry (1/3) | 1 hidy |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 fefy.
[Sihanaka]
[1.78] 4 Zavatra natao hisakana ny varavarana na vata tsy hivoha na hisokatra avy hatrany rehefa vohaina: Very ny hidim-baravarana. 5 Fisakanana tsy hivoha: Mafy hidy ve ity vata ity?. [1.1] |
| Explanations in English |
6 a closure, a lock.
[1.7] |
| Explanations in French |
7 serrure.
[1.8, 1.5.mg#144] 8 fermeture. [1.8, 1.5.mg#144] |
| Examples |
9 Ndeha hiasa aho, Reniny a, hoy Rainitoandro tsy rototra sady manala hidy ny varavarana ihany.
[2.470#]
10 Efa nataon' i Dada tsara hidy sahala amin' ny isan-kariva ny vala, nefa mbola tafavoaka ihany ny omby. [2.472#] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 32 12 combinations of this word |
| Proverbs | 33 Proverbs containing that word |
| Article | 34 Randzavola: hidy ao amin' ny Baiboly |
| Entry (2/3) | 35 hidy |
| Part of speech | 36 noun |
| Explanations in French |
37 appellation botanique: Delonix leucantha.
[2.612] |
| Vocabulary | 38 Botany: tree |
| Synonyms | 39 alamboronala, boy, fengoka |
| Entry (3/3) | 40 hidy |
| Part of speech | 41 noun |
| Explanations in Malagasy |
42 hidihidy.
[Taisaka]
[1.78] |
| Vocabulary | 43 Health |
| Anagrams | 44 dihy, Dihy, 45 hidy |
| Updated on 2025/11/09 |
|