Entry mandraka (andraka)
Part of speech   adverb [list]
Malagasy definition   Hatramin' ny, ambaraka: Andraso eto aho mandra-piveriko
¶ Hita araka io ohatra io fa ny "mandraka", toy ny "ambaraka" rahateo koa, dia tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny anarana avy amin' ny matoantenin' ny mpanao manomboka amin' ny f, toy ny fiverina, fatory, fanoratra: Rotsirotsioizy mandra-patoriny [Rajemisa 1985]
English translation   up to, until (of time) [Hallanger 1973]
French translation   jusqu'à [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Examples  
1Voatahiriko mandraka androany io taratasy io. [Ravelomanana: Lalana, page 32]
2Toetra mbola iainany ihany mandraka ankehitriny. [Ndemahasoa: Antakay, page 97]
3Tadidiko tsara mandraka androany ny fotoana nifankahitanay sy Vola. [Andraina: I Vola, page 7]
Vocabulary  
Synonyms   andraka
Compound words, titles, names  

Entry mandràka (raka)
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Mahia dia mahia, kaozatra: Mandràka erý izy hatramin' ny naharariany [Rajemisa 1985]
English translation   to grow lean. [Richardson 1885]

Updated on 2017/06/18