Entry kaoka
Part of speech adjective
Malagasy definition Lempona aty, lesoka aty
¶ Keoka [Rajemisa 1985]
 [ keoka ] miendrika lovia [SLP 1986]
English definition hollow, concave [Hallanger 1973]
French definition creux, concave [Hallanger 1974]
French definition [ keoka ] concave [SLP 1986]
Derivations 
Analogues  lempona

Entry kaoka
Part of speech noun
Malagasy definition Sombin-kanina miraikitra amin' ny vody vilany
¶ Izay sisa rehetra tafajanona ao anaty fitoeran-javatra: Kaokam-paosy iny ariary folo iny [Rajemisa 1985]

Entry kaoka
Part of speech noun
Malagasy definition  [Tanala] Hazo madinidinika izay azo tenomina ho lamba ny kirany [Rajemisa 1985]
French definition  [Tanala] (au sens général kaoka : action de râcler ; allusion au mode de préparation des fibres qui doivent être teillées). Hibiscus surattensis L. (Malvaceae) (réf. Cours 1565). Arbuste dont l'écorce fournit de bonnes fibres, employées en corderie et pour faire des sacs. [Boiteau 1997]
Vocabulary 
Scientific name Hibiscus surattensis

Entry kaoka
Part of speech noun
Malagasy definition fikikisana miandalana ny nofon'ny tany ataon'ny rivotra, ny rano, ny hafanana, ny hatsiaka [SLP 1986]
French definition érosion [SLP 1986]
Vocabulary 

Entry kaoka
Part of speech noun
Malagasy definition Mikraoby miditra amin' ny antokon' ny bakteria, miendrika zavatra boribory kely amin' ny fahitana azy amin' ny mikraoskopy, fototry ny aretina maro toy ny amonia na pnemonia [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Origin French: coque.

2019/08/17