| Entry (1/2) | 1 mafana |
| Root | 2 fana |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Tsy mangatsiaka, tsaroana fa somary mahamay: Efa mafana ny rano.
5 Mahatonga ny tena hahatsiaro hafanana, madisadisa ohatra ny tenehina: Mafana izany andro izany. 6 Mitana hafanana, manome hafanana: Akanjo mafana. 7 Sady betsaka no mihetsiketsika fatratra: Mafana ny asa atỳ avaratra atỳ, izany!. 8 Enti-milaza olona mampiseho fahazotoana, fahavitribitrihana amin' ny asa ataony (matetika anefa ny hoe mafana fo no ampiasaina amin' itỳ hevitra farany itỳ): Mafana Rangahy iny rehefa miasa. [1.1] |
| Explanations in English |
9 warm, hot.
[1.2, 1.7] |
| Explanations in French |
10 chaud; qui a chaud.
[1.8] |
| Examples |
11 sakafo mafana miditra an-kibo ihany no odiny.
[2.470]
12 Nohanina ihany, saingy nalona ela tami' ny rano mafana vao laitry ny nify. [2.472] |
| Derivatives |
|
| Analogs | 14 afadranompanala, 15 mafotaka, 16 mahalalatondro, 17 mahamay, 18 mahavotsotra, 19 mampitsovaka, 20 mandevy, 21 mandoro, 22 manevoka, 23 mangotraka, 24 mangotraka, 25 marimaritra, 26 matimaty, 27 mavaivay, 28 midaindaina, 29 migaingaina, 30 mivadibadika, 31 ngorovitsika |
| All compound words | 32 20 combinations of this word |
| Proverbs | 33 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 34 Mafana |
| Elementary words | 35 mafana |
| Part of speech | 36 name (toponym) [Full list] |
| Coordinates | -15.85+46.7666667|-20.2166667+45.8833333 |
| Vocabulary | 37 Geography: towns |
| Anagrams | 38 famana, 39 mafana, Mafana, 40 manafa |
| Updated on 2025/11/12 |
|