|
|
|
|

Entry1  marimaritra
Root  2 maritra
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 Vao mafana kely foana: Ento amin' izay ilay rano, r' Ikoto a! -- tsy mbola mafana fa vao marimaritra e!
5 Afa-dranom-panala, mangorovitsika
6 Mafampana toy ny hanavy: Isan-kariva itỳ zaza itỳ marimaritra [1.1]
Synonyms  7 maritra
All compound words  8 marimaritra iraisana
Proverbs  9  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/09