|
|
|
|

Entry 1  mandoro
Root  2 doro
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mampirehitra: Nandoro ny tanàna ny fahavalo dia lasa
5 Manao izay hahamasaka: Mandoro biriky tanimanga
6 Manao: Mandoro arina [1.1]
Explanations in English  7 to burn [1.7]
Explanations in French  8 brûler [1.8]
Examples  9  Saingy na dia mahasoa amin' ny fanaovan-taozavatra aza ny afo, dia mety mandoro sy mampidi-doza koa. [2.470#46]
10  Tsy baomba tsotra intsony no nalefan' ny Anglisy, fa baomba mandoro. [2.472#144]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Analogs  15  mampirehitra, 16  manatsetsaka, 17  manatsolo, 18  mandotra, 19  mandrehitra
Combinations  20  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mandoro
Proverbs  21  Proverbs containing that word

Anagrams  mandoro, 22 mondrao

Updated on 2026/04/22