Entry loditra
Part of speech adjective
Malagasy definition Vonto, hetsaka: Loditry ny tseroka ny akanjon'itsy zaza itsy [Rajemisa 1985]
Derivations 

Entry loditra
Part of speech adjective
Malagasy definition Malambolambo, malandilandy, tsara tarehy. [Rajemisa 1985]
Derivations 

2013/03/06