Entry lemana (lena)
Part of speech passive verb
Malagasy definition Asiana rano, mandoina: Lemo ny valopy hiditiany tsara
¶ Kotsaina: Lemo (rano) ny lohany raha mafana loatra izy [Rajemisa 1985]
English definition to be wetted, to be moistened [Hallanger 1973]
French definition qu'on humecte qu'on mouille [Hallanger 1974]
Morphology 
lemana
lemako
lemanao
lemany
lemantsika
lemanay
lemanareo
leman'
leman-
lemam-
lema-
nolemana
nolemako
nolemanao
nolemany
nolemantsika
nolemanay
nolemanareo
noleman'
noleman-
nolemam-
nolema-
holemana
holemako
holemanao
holemany
holemantsika
holemanay
holemanareo
holeman'
holeman-
holemam-
holema-
lemo

2011/01/25