|
|
|
|

Entry1  lehilahy tsy boka herintaona
Elementary words  2 lehy, 3 lahy, 4 tsy, 5 boka, 6 herina, 7 taona
Part of speech  8  locution
Explanations in Malagasy  9 enti-milaza fa na inona na inona manjò, ny lehilahy afaka hiarina ihany noho ny herimpony [1.1]

Updated on 2025/10/11