Entry lay
Part of speech noun
Malagasy definition  [Sakalava] Karazan' ahitra any anaty ranomasina [Rajemisa 1985]
Vocabulary 

Entry lay
Part of speech noun
Malagasy definition Tsilotsilo kely madinika dia madinika hita amin' ny zavamaniry maro toy ny vary, voatavo, raiketa, fary... ary na dia amin' ny bibikely sasantsasany koa aza, tahaka ny fanday, landy, sns [Rajemisa 1985]
French definition (1) (toute l'île). Nom général des poils des plantes et notamment des poils scabres ou urticants. On dit, par exemple, lain-amiana : les poils urticants de l' amiana (Urera oligoloba Baker). D'où l'adjectif malailay : urticant, qui cause des démangeaisons et le substantif : lailay : prurit, démangeaisons [Boiteau 1997]
Vocabulary 
Derivations 

Entry lay
Part of speech noun
French definition  [Tandroy] Nom d'un arbuste très velu, à poils provoquant des démangeaisons, commun dans la région sèche de l'Androy.
¶  [Mahafaly] Plante médicinale indéterminée de Tuléar (d'après le fichier manuscrit de Grandidier).
¶ Les deux désignent peut être une même plante ? [Boiteau 1997]
Vocabulary 

Entry lay
Part of speech noun
Malagasy definition Hena alaina trosa, izay efa voafetra ny fotoana handoavana ny vidiny. [Rajemisa 1985]
Derivations 

Entry lay
Part of speech noun
Malagasy definition  [Bara, Mahafaly] hazakazaka [Rakotosaona 1972]
English definition  [Provincial] running, rapid motion. See hazakazaka, olomay [Richardson 1885]
Derivations 

Entry lay
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taisaka] lolo manidina [Rakotosaona 1972]
  [Bara] lolo (bibikely) [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] bibidandy [Rakotosaona 1972]
Vocabulary 

Entry lay
Part of speech noun
Malagasy definition Karazan-damba mikitroka ny tenony, lamba fanao irony fialofana fanaovan-dasy; na io fialofana io mihitsy: Kely lambanana loafra ny lay ka tsy nahatakatra ny rindrina avaratra / Nanangana lay tery an-tamponkavoana ny miaramila
¶ Lamba makarakara atao aro moka amin' ny fandriana
¶ Ny lamba mihantona amin' ny andrin-tsambo izay atosiky ny rivotra ka mampandeha ny sambo atao hoe Sambolay. [Rajemisa 1985]
English definition tent cloth; a tent; a sail [Hallanger 1973]
French definition toile à bâche; tente; voile de bateau [Hallanger 1974]
Derivations 

Entry lay
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taisaka] hakamoana, laina [Rakotosaona 1972]

Entry 'lay
Part of speech pronoun [full list]
Malagasy definition Jereo ilay [Rajemisa 1985]
Tables and plates all the pronouns

Entry lay
Part of speech active verb
English definition  manatody: to lay eggs [Richardson 1885, Hallanger 1973]
  mametraka: to set, to place, to lay down [Hallanger 1973]
  mandatsaka: to cast down; to put down, to lay in place [Hallanger 1973]

2019/08/17