Entry | 1 mametraka |
Root | 2 petraka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manao main' ny toerana anankiray: Mametraka boky eo ambony latabatra Manome (zavatra) mba hotehirizina, manome (vola) mba hiteraka: Mametra-bola amin' ny banky Manendry: Ny fanjakana no nametraka ahy eto Manala, manesotra, manongana: Ny Filoha no mametraka ny mpiasam-panjakana Mandefa, mandroaka, misaotra (vady): Antitra Rangahy vao nametraka ny vadiny [1.1] |
Explanations in English |
5 to place, to seat, to put down, to make to perch; to lay, as in stonework, etc. [1.2] 6 to set, to place, to lay down [1.7] |
Explanations in French |
7 mettre, placer [1.8] |
Examples |
8 mametraka sakana maro ny finoana;
[2.445#]
9 Rahefa vita, dia mahazo mametraka fanontaniana ianao. [2.270#] |
Morphology |
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |