Entry milatsaka (latsaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mianjera: Nilatsaka teo ambony lohany ny biriky ka torana izy
Mldina: Nilatsaka ny rahona fa ho avy angamba ny orana
Avy, nirotsaka: Milatsaka ny orana fa ampidiro ny kitay
Mirotsaka miasa: Antoandro loatra ny mpiasa omaly vao nilatsaka
Miditra ho: Nilatsaka ho matilo izy
Miditra, milentika: Nilatsaka tao anatin' ny foko ny nataonao [1.1]
Explanations in English To fall, to drop, to lower, to enter [1.2]
 To fall down; to join up as a soldier, a member of something, etc [1.7]
Explanations in French Tomber; s'engager; devenir membre [1.8]
Morphology 
Present : milatsaka
Past : nilatsaka
Future : hilatsaka
Imperative : milatsaha
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/09/08