|
|
|
|

Entry1  filatsahana
Root  2 latsaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fianjerana, firotsahana: Amin' ny filatsahan' ny orana, velombolo ny zavamaniry
5 Fidinana: Tsy dia sarotra fa ilana fahasahiana ny filatsahana amin' ny elonaina
6 Firotsahana, fidirana: Filatsahana ho miaramila [1.1]

Updated on 2025/09/12