Entry lambolambo (lambo)
Part of speech noun
Malagasy definition Fanaovana izay hampahalamalama hialan' ny maraorao; fisafosafoana feno tambitamby. [Rajemisa 1985]
  [Sihanaka] safosafo [Rakotosaona 1972]
Derivations 
Synonyms lambo

Entry lambolambo (lambo)
Part of speech adjective
Malagasy definition Jereo mandina [Rajemisa 1985]
Synonyms malambolambo

2009/02/23