|
|
|
|

Entry1  fandambolamboana
Root  2 lambolambo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fandamananamba hililotra tsara: Vita tsara ny rafitr' itỳ latabatra fa ny fandambolamboana azy sisa
5 Fanatsarana, fandokandokafana: Na manao ahoana na manao ahoana fandambolamboanao izany hevitra izany, hevitra manodoka fotsiny io fa mamohehatra
6 Fanafosafoana, fanambatambazana: Tsy hampiova ny hevitro ny fandambolamboanao ahy [1.1]

Updated on 2025/09/12