|
|
|
|

Entry (1/4) 1  lafo
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 Be vidy, tsy taka-bola: Lafo ny vary tamin' itỳ fa tafakatra roa ambin' ny folo ny kilao
4 Efa lasan' olona: Ento aty hojereko io satroka io fa hovidiko. -- Efa lafo io, tompoko [1.1]
Explanations in English  5 sold; expensive [1.7]
Explanations in French  6 vendu; qui coûte cher [1.8]
Examples  7  Siramamy roa sobika nokarakaraina nandritra ny herinandro no nentiny hamidy, ary lafo daholo ireny. [2.470#8]
Derivatives 
Active verbs :
Nouns :
Adjectives :
Antonyms  17 mora
Analogs  18  be vidy, 19  hangana, 20  hentona, 21  maneno, 22  sarobidy, 23  sarotra, 24  tsy azon' ny kely vola, 25  tsy azo vidina, 26  tsy mahaleo ny sarany ny vidiny, 27  tsy takatra, 28  tsy takatry ny malahelo
Combinations  29  5 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word lafo
Proverbs  30  Proverbs containing that word

Entry (2/4) 31  lafo
Part of speech  32  adjective
Explanations in Malagasy  33 [Sihanaka] lasam-bidy [1.78]

Entry (3/4) 34  lafo
Part of speech  35  noun
Explanations in Malagasy  36 [Sakalava] Hazandrano misy tsilony ka manaintaina ohatra ny asian' ny maingoka ny voatsindrony [1.1]
Vocabulary  37  Zoology: fishes
Proverbs  38  Proverbs containing that word

Entry (4/4) 39  lafo
Part of speech  40  noun
Explanations in French  41 [Betsimisaraka] (autre prononciation de lafika . lafo, adjectif, veut dire : « qui se vend cher », ce qui était vrai, à une certaine époque, pour le crin végétal). Chrysalidocarpus mananjarensis Jum. & H.Perrier (fichier manuscrit de R. Decary). [1.196]
Vocabulary  42  Botany
Scientific name 

Anagrams  44 Falò, falo, 45 Fola, lafo

Updated on 2026/04/27