|
|
|
|

Entry1  sarobidy
Elementary words  2 sarotra, 3 vidy
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 zava-dafo sy be vidy, lafo tsy ahitana betsaka, ambony vidy, tsy fahita matetika: Metaly sarobidy ny volamena
6 Lehibe, mamy indrindra: Sarobidy amiko ny fifankatiavantsika [1.1]
Explanations in French  [saro-bidy] 7 cher, précieux [1.3]
Examples  8  sarobidy loatra izany, ka amin' izay nahazo ny tahon' afokasoka iray dia novakiana roa tamin' ny paingotra dantelina mba hisy indroa mandrehitra. [2.472]
Other spellings  9 saro-bidy
Proverbs  10  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02