Entry hentona
Part of speech noun
Malagasy definition hazo fisaka mifantsika amin' ny andry telo tamin' ny trano teo aloha eo akaikin' ny tendrony mba hanakambanana sy hanatambinana azy. [Rajemisa 1985]
French definition pièce de bois servant à relier les poteaux ou piliers des maisons [Abinal 1888]

Entry hentona
Part of speech adjective
Malagasy definition avo (raha zavatra) [Rajemisa 1985]
Compound words, titles, names 

Entry hentona
Part of speech adjective
Malagasy definition mangidy sira
¶ lafo loatra (raha vidin-javatra); lafo izaitsizy [Rajemisa 1985]
French definition amer, âpre, âcre comme ce qui est trop salé
¶ coûteux, cher [Abinal 1888]
Derivations 

2016/03/13