Entry | 1 kobaka am-bava, volana hatenda |
Elementary words | 2 kobaka am-bava, 3 volana hatenda |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 teny foana lazain' ny vava ary fampanantenana hatreo an-tenda ka tsy misy tanteraka; teny be fampanantenana eo am-bava fotsiny fa tsy arahim-panatanterahana [1.1] |
Examples |
6 Ka aoka izay, Andriamatoa, hianao mpanao volana an-tenda sy kobaka am-bava, ka hatretsy no ho miakatra ihany.
[2.69]
7 maty aho ray vahoaka fa nilazan'olona ny kobaka am-bava ny volana an-tenda ka ny vavany nalefaka androtr'izay no namoizako ny ahy tsy foiko [2.131] 8 ka aoka izay Andriamatoa hianao mpanao volana an-tenda sy kobaka am-bava [2.131] |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |