| Entry (1/2) | 1 kizo |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Ny vatom-panorona izay lanin'ny andaniny daholo rehefa avy nihinana ny azy.
4 Fahalanian-karena miandalana mahazo olona na-nana teo aloha ka saika botry na tonga fadiranovana ny taranany. 5 Lalana na hevitra teritery ahitana loza: Mampiditra ahy amin'ny kizo ianao amin'izany hevitra izany. [1.1] |
| Explanations in French |
6 Route battue, grande route.
7 terme de fanorona: état de celui qui n’a plus qu’on pion à jouer, après quoi l’adversaire les lui rafle tous d'un seul coup. 8 ruine progressive de quelqu’un qui fut riche et a qui il ne reste presque plus rien, ou dont la descendance tombe dans la misère. 9 terme de sikidy. 10 espèce de monnaie autrefois. [1.3#342] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 17 5 combinations of this word |
| Entry (2/2) | 18 kizo |
| Part of speech | 19 noun |
| Explanations in Malagasy |
20 Anarana iantsoana ireo hazo maro karazana misy ditiny na gaoma, ataon' ny olona famandrihamborona indrindra.
[Betsileo]
[1.1] |
| Explanations in French |
21 Nom donné à la gomme-gutte tirée des divers symphonia (Clusiaceae). On l'emploie surtout comme glu pour piéger les oiseaux et pour emmancher les outils. Mais elle est souvent employée par les mpimasy à la manière de l'encens, pour impressionner les malades. L'arbre qui la fournit s'appelle plutôt kiza..
[Betsimisaraka, Sihanaka, Tanala, Betsileo]
[1.196] |
| Vocabulary | 22 Botany |
| Anagrams | 23 kizo, 24 kozy, 25 zoky |
| Updated on 2025/11/11 |
|