| Entry (1/2) | 1 kianja |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 tokotany malalaka.
[Tanala]
[1.78] 4 Toerana malalaka, mazàna eo afovoan-tanàna, atao fivoriana, fikabariana ary fanaovana lanonana.. [1.1] 5 toerana malalaka ivoriana na ilalaovana. [1.13] |
| Explanations in English |
6 a public square.
[1.7] |
| Explanations in French |
7 place publique.
[1.8] 8 lieu de rencontre. [1.13] |
| Examples |
9 Any ivelan' ny kianja iriariavan' ny atao hoe "olombelona" izy fa tsy ao anatiny!
[2.471]
10 Nisy moraingy tamin' izay ka nivory teo an-kianja ny olona. [2.472] |
| Derivatives |
|
| Analogs | 12 banja, 13 sehatra |
| All compound words | 14 7 combinations of this word |
| Proverbs | 15 Proverbs containing that word |
| Illustrations |
|
| Entry (2/2) | 16 Kianja |
| Elementary words | 17 kianja |
| Part of speech | 18 name (toponym) [Full list] |
| Coordinates | -19.4333333+44.9166667|-20.2333333+46.8333333 |
| Vocabulary | 19 Geography: towns |
| Anagrams | 20 anjaky, 21 anjika, 22 Ikanja, 23 Jakina, 24 kajina, 25 kianja, Kianja, 26 kijana |
| Updated on 2025/11/09 |
|